Deoteronomia 28:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+ Ohabolana 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny eo ambany fahefan’ny mpanompo izay lasa mpanjaka,+ ny eo ambany fahefan’ny tsisy saina izay lasa manana sakafo ampy,+ Isaia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ankizilahy no hataoko ho andrianan’izy ireo, ary fitondrana jadona no hanjaka eo aminy.+
43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+
22 Ny eo ambany fahefan’ny mpanompo izay lasa mpanjaka,+ ny eo ambany fahefan’ny tsisy saina izay lasa manana sakafo ampy,+