FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+

  • Jeremia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Alahelo tsy sitram-panafody no ato anatiko.+ Marary ny foko.

  • Fitomaniana 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Enga anie ho eo anatrehanao ny faharatsiany rehetra! Ary asio mafy izy ireo,+

      Toy ny namelezanao ahy mafy noho ny fandikan-dalàna rehetra nataoko.+

      Fa be ny fisentoako,+ ary marary ny foko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara