FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary izaho kosa hanameloka* azy ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy,+ satria nisy natolony ho an’i Moleka ny taranany, mba handotoany ny toerako masina+ sy hanazimbazimbany ny anarako masina.+

  • Levitikosy 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Teneno i Arona sy ny zanany lahy mba tsy hanakaiky* ny zava-masina aterin’ny zanak’Israely, sao hanazimbazimba ny anarako masina,+ vokatr’izay ataony amin’ireo zavatra hamasinin’ny zanak’Israely ho ahy.+ Izaho no Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara