Genesisy 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanatona i Abrahama ka niteny hoe: “Dia haripakao miaraka amin’ny ratsy fanahy tokoa ve ny olo-marina?+ Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?
23 Ary nanatona i Abrahama ka niteny hoe: “Dia haripakao miaraka amin’ny ratsy fanahy tokoa ve ny olo-marina?+
11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?