Nehemia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nomeko tsiny ny olona ambony+ tao Joda hoe: “Inona izao ratsy ataonareo izao, ka anazimbazimbanareo ny andro sabata? Ezekiela 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Hamavoinao ny toerako masina, ary zimbazimbainao ny sabatako.+
17 Koa nomeko tsiny ny olona ambony+ tao Joda hoe: “Inona izao ratsy ataonareo izao, ka anazimbazimbanareo ny andro sabata?