Amosa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+ Apokalypsy 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+
10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+