12 “Amin’izany andro izany i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony,+ dia handidy anareo hitomany+ sy hisaona sy hanasola loha ary hisikina lamba gony.+
3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+