FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘“Nirehareha ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, noho ny voninahitrao mamirapiratra.+ Hatsipiko eny amin’ny tany ianao.+ Hataoko eo anatrehan’ny mpanjaka maro ianao, mba ho hitan’ireny.+

  • Ezekiela 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hataoko raiki-tahotra noho ny aminao ny firenena maro,+ ary hipararetra sy hihorohoro ny mpanjakany rehefa harangarangako eo anoloany ny sabatro.+ Hangovitra foana izy ireo, satria samy hatahotra noho ny amin’ny ainy, amin’ny andro hianjeranao.’+

  • Apokalypsy 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary rehefa hahita ny setroky ny fandoroana azy ny mpanjakan’ny+ tany, izay nijangajanga taminy sy niaina tao anatin’ny renty izay efa tsy nahamenatra azy intsony, dia hitomany azy sy hikapo-tratra noho ny alahelony azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara