- 
	                        
            
            Ezekiela 32:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        2 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana an’i Farao mpanjakan’i Ejipta, ka lazao aminy hoe: ‘Natao izay hampangina tanteraka anao, na dia liona tanora natanjaka aza ianao teo amin’ireo firenena.+ “‘Toy ny biby goavam-be any an-dranomasina ianao,+ ary nataonao nifantsitsitra ny rano tao amin’ny renirano nisy anao. Nokobakobaninao tamin’ny tongotrao ny rano mba hiakaran’ny fotaka, ka nolotoinao ny renirano.’ 
 
-