- 
	                        
            
            Ezekiela 31:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        12 Ny vahiny, eny, ireo mpitondra jadona eo amin’ireo firenena, no hikapa azy. Hilaozana eny an-tendrombohitra izy, ary hihintsana eny amin’ny lohasaha rehetra ny raviny. Ho tapaka ny rantsany ka ho latsaka any amin’ny fanambanin’ny renirano rehetra eran-tany.+ Hidina ny firenena rehetra eto an-tany, ary hiala avy eo ambany alokalony ka handao azy.+ 
 
-