Isaia 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Samy faly noho izay manjo anao ny hazo zenevrie+ sy ny sederan’i Libanona, ka manao hoe: ‘Hatrizay nahalavoanao izay, dia tsy nisy intsony mpikapa hazo+ tonga hikapa anay.’ Ezekiela 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nataoko tsara tarehy sy be ravina izy,+ ka nitsiriritra azy daholo ny hazo tao Edena, tao amin’ny zaridainan’ilay tena Andriamanitra.’+
8 Samy faly noho izay manjo anao ny hazo zenevrie+ sy ny sederan’i Libanona, ka manao hoe: ‘Hatrizay nahalavoanao izay, dia tsy nisy intsony mpikapa hazo+ tonga hikapa anay.’
9 Nataoko tsara tarehy sy be ravina izy,+ ka nitsiriritra azy daholo ny hazo tao Edena, tao amin’ny zaridainan’ilay tena Andriamanitra.’+