FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 63:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hatolotra ho amin’ny sabatra ireny,+

      Ary ho anjara sakafon’ny amboadia.+

  • Salamo 79:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nomeny ho sakafon’ny voro-manidina ny fatin’ny mpanomponao,+

      Ary ho an’ny bibidia ny nofon’ireo tsy mivadika aminao.+

  • Ezekiela 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hariako any an-tany efitra ianao, sy ny trondro rehetra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Hitsitra eny an-tsaha ianao+ ka tsy hangonina na hovorina. Homeko ho sakafon’ny bibidia sy ny voro-manidina ianao.+

  • Ezekiela 39:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Lazao amin’ny karazam-borona rehetra sy amin’ny bibidia rehetra hoe:+ “Avia daholo! Miangòna manodidina ny sorona atolotro ho anareo, dia ilay sorona lehibe eny amin’ny tendrombohitr’i Israely.+ Fa hihinana nofo sy hisotro ra ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara