FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 43:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Handefa iraka aho haka an’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko.+ Ary hapetrako eo ambonin’ireo vato nafeniko ireo ny seza fiandrianany. Hovelariny eo ambonin’ireo koa ny tranolainy tsara tarehy.

  • Jeremia 46:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 30:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hohatanjahiko ny sandrin’ny mpanjakan’i Babylona+ ary hataoko eo an-tanany ny sabatro.+ Fa hotapahiko kosa ny sandrin’i Farao, ka hitaraindraina mafy eo anatrehany izy, toy ireny olona maratra mafy efa ho faty ireny!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara