- 
	                        
            
            Ezekiela 13:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Ary ny tanako hamely an’ireo mpaminany mahita fahitana tsy marina sy maminany lainga avy amin’ny sikidy.+ Tsy ho anisan’ny oloko intsony izy ireo, dia ireo oloko mpinamana akaiky.+ Tsy ho voasoratra anarana+ ao amin’ny lisitry ny taranak’Israely koa izy ireo, sady tsy ho tonga any amin’ny tanin’ny Israely.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.+
 
 -