Genesisy 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izao ihany no tsy azonareo hanina: Ny nofo misy aina,+ izany hoe mbola misy ra.+ Levitikosy 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izany no nilazako tamin’ny zanak’Israely hoe: “Aza misy mihinan-dra ianareo,* ary tsy tokony hisy hihinan-dra+ koa ny vahiny monina eo aminareo.”+ Deoteronomia 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny ra ihany no tsy azonao hanina,+ fa tokony hararakao amin’ny tany toy ny rano.+ 1 Samoela 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo izy ireo,+ ka naka ondry sy omby ary zanak’omby, dia namono an’ireny teo amin’ny tany. Nanomboka nihinana an’ireny niaraka tamin’ny rany ny olona.+ Asan’ny Apostoly 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny mifady ny zavatra natao sorona ho an’ny sampy,+ sy ny ra+ sy ny biby nokendaina+ ary ny fijangajangana.+ Hahasoa anareo ny mitandrina tsara ireo zavatra ireo.+ Mirary soa ho anareo izahay!”
12 Izany no nilazako tamin’ny zanak’Israely hoe: “Aza misy mihinan-dra ianareo,* ary tsy tokony hisy hihinan-dra+ koa ny vahiny monina eo aminareo.”+
32 Ary nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo izy ireo,+ ka naka ondry sy omby ary zanak’omby, dia namono an’ireny teo amin’ny tany. Nanomboka nihinana an’ireny niaraka tamin’ny rany ny olona.+
29 Ny mifady ny zavatra natao sorona ho an’ny sampy,+ sy ny ra+ sy ny biby nokendaina+ ary ny fijangajangana.+ Hahasoa anareo ny mitandrina tsara ireo zavatra ireo.+ Mirary soa ho anareo izahay!”