FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary i Jakoba nandefa iraka+ nialoha azy, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ tany amin’ny faritr’i Edoma.+

  • Deoteronomia 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza mila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na dia eram-paladia aza, satria efa nomeko ho fananan’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+

  • Ezekiela 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay sahala amin’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara