Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+ Ezekiela 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy horobain’ireo firenena intsony izy ireo,+ ary ny bibidia eny ambonin’ny tany tsy hihinana azy ireo. Honina tsy amin’ahiahy izy ireo ary tsy hisy hampangovitra azy.+
28 Tsy horobain’ireo firenena intsony izy ireo,+ ary ny bibidia eny ambonin’ny tany tsy hihinana azy ireo. Honina tsy amin’ahiahy izy ireo ary tsy hisy hampangovitra azy.+