FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+

  • Isaia 66:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Iny i Jehovah fa manatona toy ny afo,+ ary toy ny tafio-drivotra ny kalesiny,+ mba hampiharany ny fahatezerany sy ny fahavinirany ary ny lelafon’ny fananarany mafy.+

  • Ezekiela 38:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hiteny amin-kafanam-po+ sy amin-katezerana mafy aho.+ Hisy horohoron-tany lehibe any amin’ny tanin’ny Israely+ amin’izany andro izany.

  • Zefania 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Koa miandrasa ahy’,+ hoy i Jehovah, ‘mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako haka babo.+ Fa izao no didim-pitsarako: Hanangona firenena+ sy hamory fanjakana aho, mba hampiharako ny fanamelohako+ sy hanamparako ny fahatezerako rehetra amin’izy ireo. Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-poko ny tany manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara