Ohabolana 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+ Obadia 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.
5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+
12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.