Zakaria 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy lehilahy sy vehivavy zokiolona hipetrapetraka eny an-tany malalaka ao Jerosalema.+ Samy hitana tehina+ izy ireo satria efa ela niainana.
4 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy lehilahy sy vehivavy zokiolona hipetrapetraka eny an-tany malalaka ao Jerosalema.+ Samy hitana tehina+ izy ireo satria efa ela niainana.