Jeremia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hisy fisaorana avy amin’izy ireo ary hisy feon’olona mifaly eo amin’izy ireo.+ Hataoko maro be ny taranany, fa tsy ho vitsy.+ Ary hataoko maro an’isa izy ireo, ka tsy hisy hanao tsinontsinona azy.+ Zakaria 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ho feno ankizilahy sy ankizivavy milalao eny an-tany malalaky ny tanàna.’”+ Hebreo 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hoy izy: “Hitahy dia hitahy anao tokoa aho, ary hataoko maro dia maro ianao.”+
19 Hisy fisaorana avy amin’izy ireo ary hisy feon’olona mifaly eo amin’izy ireo.+ Hataoko maro be ny taranany, fa tsy ho vitsy.+ Ary hataoko maro an’isa izy ireo, ka tsy hisy hanao tsinontsinona azy.+