Deoteronomia 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hampitomboiko ny isan’ny loza mihatra aminy,+Ary hotaperiko aminy ny zana-tsipìkako.+ Salamo 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hanomana fiadiana mahafaty izy,+Ary hanamboatra zana-tsipìka mirehitra.+