FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Niteny ny fahavalo hoe: ‘Hanenjika aho!+ Hahatratra aho!+

      Hizara babo aho+ ka tsy hijanona raha tsy afa-po!

      Hanatsoaka ny sabatro aho! Horoahin’ny tanako ireny!’+

  • Jeremia 49:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Mitsangàna ka miakara hiady amin’ilay firenena mandry feizay+ sy monina tsy manana ahiahy!”,+ hoy i Jehovah.

      “Tsy misy varavarana na bara hidiny ny tanànany. Ary mitoka-monina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara