FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao+ mba hilatsahan’ny havandra+ eran’ny tany Ejipta, dia amin’ny olona sy ny biby ary ny zavamaniry rehetra any an-tsaha, eran’ny tany Ejipta.”

  • Josoa 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha mbola nandositra teo anoloan’ny Israely izy ireo, dia nandatsahan’i Jehovah havandra+ vaventy avy tany an-danitra, teny amin’ny fidinana ao Beti-horona ka hatrany Azeka. Dia maty izy ireo, ary betsaka kokoa ny matin’ny havandra noho ny matin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra.

  • Salamo 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nisy rahona nandalo teo amin’ilay famirapiratana teo anatrehany,+

      Sady nisy havandra sy vainafo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara