Apokalypsy 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra lehibe sady avo+ aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina,+ izay nidina avy any an-danitra avy tamin’Andriamanitra,+
10 Koa nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra lehibe sady avo+ aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina,+ izay nidina avy any an-danitra avy tamin’Andriamanitra,+