-
Ezekiela 42:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ireo efitra fisakafoana tany amin’ny farany ambony, tamin’ilay fitambaran-trano, dia kely kokoa noho ny efitra fisakafoana tany amin’ny farany ambany sy ny teo antenatenany, satria nakana natao lavarangana.
-