-
1 Mpanjaka 6:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hazo mitera-menaka no nanaovana ireo varavarana roa, ary nasiany sary sokitra, dia sarina kerobima sy hazo palmie ary felam-boninkazo. Ary nopetahany takela-bolamena ireo, ka nokapokapohiny teo ambonin’ny kerobima sy ny sarina hazo palmie izany volamena izany.
-