FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 40:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nisy vavahady ilay tokotany ivelany, ary nitodika nianavaratra izy io. Norefesin’ilay lehilahy ny lavany sy ny sakany.

  • Apokalypsy 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa ny tokotany eo ivelan’ny+ toerana masin’ny tempoly kosa dia avelao tanteraka ka aza refesina, satria nomena an’ireo hafa firenena+ izany. Ary hohitsahin’ireo hafa firenena mandritra ny roa amby efapolo volana+ ny tanàna masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara