Nomery 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ‘Ho kiramborambo amin’ny akanjonareo izany. Rehefa hahita izany ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i+ Jehovah rehetra ka hankatò an’ireny. Aza mandeha araka izay tian’ny fonareo sy ny masonareo,+ fa ny fanaovanareo izany no mampijangajanga+ anareo. Ezekiela 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+
39 ‘Ho kiramborambo amin’ny akanjonareo izany. Rehefa hahita izany ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i+ Jehovah rehetra ka hankatò an’ireny. Aza mandeha araka izay tian’ny fonareo sy ny masonareo,+ fa ny fanaovanareo izany no mampijangajanga+ anareo.
7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+