Ezekiela 43:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niditra avy teo amin’ilay vavahady nitodika niantsinanana+ ny voninahitr’i+ Jehovah, ka nankao amin’ilay Trano. Apokalypsy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+
4 Niditra avy teo amin’ilay vavahady nitodika niantsinanana+ ny voninahitr’i+ Jehovah, ka nankao amin’ilay Trano.
22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+