Zefania 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Na ny volafotsiny na ny volamenany dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-pony ny tany manontolo,+ satria handripaka ny mponina rehetra amin’ny tany izy, eny, hanao fandripahana mahatsiravina.”+
18 Na ny volafotsiny na ny volamenany dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-pony ny tany manontolo,+ satria handripaka ny mponina rehetra amin’ny tany izy, eny, hanao fandripahana mahatsiravina.”+