Isaia 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa hiraviravy tanana ny rehetra, ary hihorohoro daholo ny fon’ny olombelona mety maty.+ Jeremia 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa renay ny momba azy, ka miraviravy tanana izahay.+ Azom-pahoriana izahay ary manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+
24 Efa renay ny momba azy, ka miraviravy tanana izahay.+ Azom-pahoriana izahay ary manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+