Ezekiela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nijery aho, dia iny fa nisy tanana nitsotra nankeo amiko+ sady nihazona horonam-boky.+ Daniela 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’izay indrindra no nisy rantsantanan’olona niseho ka nanoratra teo anoloan’ny fitoeran-jiro, izay teo amin’ilay rindrina voalalotra tsara tao an-dapan’ny mpanjaka.+ Ary hitan’ny mpanjaka ilay tanana nanoratra.
5 Tamin’izay indrindra no nisy rantsantanan’olona niseho ka nanoratra teo anoloan’ny fitoeran-jiro, izay teo amin’ilay rindrina voalalotra tsara tao an-dapan’ny mpanjaka.+ Ary hitan’ny mpanjaka ilay tanana nanoratra.