Ezekiela 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nataony rehareha ny hatsaran’ny haingony. Volafotsy sy volamena no nanaovany an’ireo sary maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ nivavahany. Koa hataoko lasa zava-maharikoriko azy+ ny volafotsiny sy ny volamenany.
20 Ary nataony rehareha ny hatsaran’ny haingony. Volafotsy sy volamena no nanaovany an’ireo sary maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ nivavahany. Koa hataoko lasa zava-maharikoriko azy+ ny volafotsiny sy ny volamenany.