Eksodosy 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+ Deoteronomia 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 na sarin’izay biby mandady amin’ny tany, na sarin-trondro+ any anaty rano ambanin’ny tany.
4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+