Ezekiela 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Sahala amin’ny vainafo no fahitako an’ireo zavamananaina,+ ary nisy hoatran’ny fanilo+ nivezivezy teo anelanelan’izy ireo. Namirapiratra ny afo, ary nisy tselatra nivoaka avy tao amin’ny afo.+
13 Sahala amin’ny vainafo no fahitako an’ireo zavamananaina,+ ary nisy hoatran’ny fanilo+ nivezivezy teo anelanelan’izy ireo. Namirapiratra ny afo, ary nisy tselatra nivoaka avy tao amin’ny afo.+