FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nitoetra teo ambonin’izy io ny rahona,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranolay.+

  • 1 Mpanjaka 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nameno ny tranon’i Jehovah ny rahona+ rehefa nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ireo mpisorona.

  • 2 Tantara 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary raha vao indray+ niredona hira fiderana sy fisaorana an’i Jehovah ny mpitsoka trompetra sy ny mpihira, eny, raha vao nanandra-peo izy ireo ka nampaneno ny trompetra sy ny kipantsona sy ny zavamaneno+ ary nidera+ an’i Jehovah, “fa tsara izy,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana”,+ dia feno rahona+ ny tranon’i Jehovah.+

  • Ezekiela 43:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nisy fanahy nanainga ahy+ ka nitondra ahy tao amin’ilay tokotany anatiny, ary io fa feno ny voninahitr’i Jehovah ilay Trano.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara