Jeremia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Handefa loza karazany efatra aho hamelezana azy ireo’,+ hoy i Jehovah, ‘dia ny sabatra izay hamono azy, ny alika izay hitaritarika azy, ary ny voro-manidina+ sy ny bibidia izay hihinana sy handringana azy.
3 “‘Handefa loza karazany efatra aho hamelezana azy ireo’,+ hoy i Jehovah, ‘dia ny sabatra izay hamono azy, ny alika izay hitaritarika azy, ary ny voro-manidina+ sy ny bibidia izay hihinana sy handringana azy.