FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary namerimberina nandefa iraka nitondra fampitandremana ho azy ireo i Jehovah Andriamanitry ny razany,+ satria nangoraka ny vahoakany+ sy ny fonenany+ izy.

  • Ezekiela 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Koa ataoko mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao, ry zanak’olona.+ Henoy ny teny aloaky ny vavako, ary lazao aminy ny fampitandremana omeko.+

  • Matio 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Maniraka anareo aho, ka ho toy ny ondry eo afovoan’ny amboadia+ ianareo. Koa aoka ianareo ho malina tahaka ny bibilava,+ nefa tsy hanan-tsiny tahaka ny voromailala.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara