7 Noravany koa ny tranon’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny+ tempoly, tao an-tranon’i Jehovah. Tao amin’ireny trano ireny ireo vehivavy no nanenona tranolay masina fitoeran’ny tsato-kazo masina.
20 Ary nataony rehareha ny hatsaran’ny haingony. Volafotsy sy volamena no nanaovany an’ireo sary maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ nivavahany. Koa hataoko lasa zava-maharikoriko azy+ ny volafotsiny sy ny volamenany.