FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Na mahavokatra+ toy ny zanaka bararata aza izy, dia ho avy ny rivotra avy any atsinanana, izay rivotra avy amin’i Jehovah.+ Avy any an-tany efitra no hiakaran’izany, ka hataony maina ny lavadrano ary hataony ritra ny loharano.+ Horobainy ny harena, dia ny zava-tsarobidy rehetra.+

  • Jona 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nampisy rivotra mahamay avy any atsinanana+ koa Andriamanitra, raha vao niposaka ny masoandro. Dia nodanihin’ny hainandro ny lohan’i Jona, ka saika safotra+ mihitsy izy. Koa nangataka ny ho faty izy, sady namerimberina hoe: “Aleoko maty toy izay velona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara