2 Tantara 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Jeremia 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa na misy mianiana aza hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah!”, dia lainga fotsiny ny fianianana ataon’ireny!+
13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
2 Fa na misy mianiana aza hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah!”, dia lainga fotsiny ny fianianana ataon’ireny!+