Jeremia 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tsy ho afa-mandositra azy ianao, satria tsy maintsy ho tratra ka hatolotra eo an-tanany.+ Hifanatri-maso amin’ny mpanjakan’i Babylona ianao,+ ary izy hiresaka mivantana aminao. Dia ho any Babylona ianao.’ Jeremia 52:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nopotsirin’ny mpanjakan’i Babylona ny mason’i Zedekia.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina izy, ka nentiny tany Babylona,+ ary nataony am-ponja mandra-pahafatiny.
3 Ary tsy ho afa-mandositra azy ianao, satria tsy maintsy ho tratra ka hatolotra eo an-tanany.+ Hifanatri-maso amin’ny mpanjakan’i Babylona ianao,+ ary izy hiresaka mivantana aminao. Dia ho any Babylona ianao.’
11 Nopotsirin’ny mpanjakan’i Babylona ny mason’i Zedekia.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina izy, ka nentiny tany Babylona,+ ary nataony am-ponja mandra-pahafatiny.