Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+ Jeremia 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Hetezo ny volonao lava ka ario.+ Manaova hira fanehoana alahelo+ eny amin’ny havoana mangadihady, fa sady nolavin’i Jehovah+ ilay taranaka mampahatezitra mafy azy no efa hafoiny.+ Ezekiela 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ary manaova hira fanehoana alahelo+ an’ireo mpiadidy eo amin’ny Israely,+
29 “Hetezo ny volonao lava ka ario.+ Manaova hira fanehoana alahelo+ eny amin’ny havoana mangadihady, fa sady nolavin’i Jehovah+ ilay taranaka mampahatezitra mafy azy no efa hafoiny.+