Matio 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 fa any amin’ny ondry very eo amin’ny taranak’Israely+ ihany mandeha. Matio 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny navaliny: “Tsy nirahina afa-tsy ho amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely aho.”+