Ezekiela 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razanareo+ na mampihatra ny didim-pitsarany,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.+
18 Fa hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razanareo+ na mampihatra ny didim-pitsarany,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.+