Deoteronomia 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny rariny, eny, ny rariny ihany no katsaho,+ mba ho velona ianao ka ho lasa fanananao ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ezekiela 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ny lalàko foana no notandremany;+ ary ny didim-pitsarako no nampihariny mba hanaovany ny marina,+ eny, raha izany rehetra izany no ataony, dia olo-marina izy+ ka ho velona tokoa’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Romanina 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+
20 Ny rariny, eny, ny rariny ihany no katsaho,+ mba ho velona ianao ka ho lasa fanananao ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
9 ny lalàko foana no notandremany;+ ary ny didim-pitsarako no nampihariny mba hanaovany ny marina,+ eny, raha izany rehetra izany no ataony, dia olo-marina izy+ ka ho velona tokoa’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+