2 Tantara 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+ Salamo 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+ Ezekiela 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy hisy hotsarovana ny fahotany, ka tsy hanamelohana azy intsony.+ Manao ny rariny sady manao izay mahitsy izy, ka ho velona tokoa.’+
13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+
7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+
16 Tsy hisy hotsarovana ny fahotany, ka tsy hanamelohana azy intsony.+ Manao ny rariny sady manao izay mahitsy izy, ka ho velona tokoa.’+