Isaia 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+ Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+ Jeremia 31:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Nanara-maso azy ireo aho,+ ary vonona hanongotra sy handrodana sy handrava sy handringana ary hanimba azy.+ Fa hanara-maso azy ireo sahala amin’izany koa aho izao, ary vonona hanorina sy hamboly azy”,+ hoy i Jehovah. Ezekiela 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+
5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+
10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+
28 “Nanara-maso azy ireo aho,+ ary vonona hanongotra sy handrodana sy handrava sy handringana ary hanimba azy.+ Fa hanara-maso azy ireo sahala amin’izany koa aho izao, ary vonona hanorina sy hamboly azy”,+ hoy i Jehovah.
6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+