-
Ezekiela 14:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa mitenena aminy, ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Raha misy amin’ny taranak’Israely manatona mpaminany, nefa omeny toerana lehibe ao am-pony ny sampiny maharikoriko+ sady ataony eo anoloany ilay vato mahatafintohina izay nahatonga azy hanao fahadisoana, dia izaho Jehovah no hamaly azy arakaraka ny hamaroan’ireo sampiny maharikoriko,+
-